Dataset Viewer
Auto-converted to Parquet
text
stringlengths
10
11k
Tenany ihany, fa misy ihany koa ny fampi- fandraisana azy amin- javatra hafa, tahaka ny mikasika ny mpitsabo
Teny famaranana eto am-pamaranana dia tsiahivina fa literatiora am-bava miompana amin’ny anatra sy ny fanabeazana no navoitra tamin’izao asa fikarohana izao, ary niainga tamin’ny fandinihana ny ohabolana malagasy izay nampiharina tamin’ny fandalinana ny ohabolan’i solomona ao amin’ny baiboly, izay azo ambara fa mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiainan’ny olombelona sy ny fiarahamonina misy azy. Nosafidina manokana izany lohahevitra izany amin’ny maha mbola vitsy mpitrandraka azy, nefa dia ilaina amin’izao fotoana izao. Ankoatra izay dia hoentina hampahafantarina ny mpamaky ny fisian’ny ohabolana ao amin’ny baiboly, izay mifandray betsaka ary azo lazaina fa fototra niavian’ny fahendrena malagasy. Nandalo dingana maromaro ny fomba nentina nanatanteraka izao asa fikarohana izao. Nanombohana azy dia ny fanatonana ny mpampianatra mpitarika, izay nanoro hevitra tamin’izay tokony atao ho amin’ny fanatontosana ny asa. Taorian’izay dia natomboka ny famakiana ny boky mifanandrify tamin’izany, sy ny fanasokajiana ny ohabolana araka ny tara-kevitra miresaka ny fanabeazana. Navoitra tamin’izao fanadihadiana izao ny lohahevitra mikasika ny ohabolana malagasy ny anatra sy fanabeazana raketiny, raha ampiharina amin’ny fandinihana ny ohabolan’i solomona ao amin’ny baibolyprotestanta mizara telo miavaka tsara ny famahavahana, ary samy ahitana toko telo avy. Novahavahana tao amin’ny fizarana voalohany ny mikasika ny ohabolana malagasy. Nojerena tao amin’ny toko voalohany ny momba ny tantaran’ny ohabolana malagasy amin’ny ankapobeny, izay nahitana ny tantaran’i madagasikarasy ny fiforonan’ny ohabolana, ny maha literatiora am-bava azy, sy ny fiavahany amin’ny lahabolana hafa. Novoizina tao amin’ny toko faharoa kosa ny fampahalalana ny ohabolana izay nidirana tamin’ny antsipiriany, ka nahafahana namaritra ny atao hoe ohabolana, ny fisehon’ny ohabolana sy ny zava-kendreny, ary ny lafiny kanto ao aminy. Nasongadina tao amin’ny toko fahatelo kosa ny maha fitaovana fanabeazana sy fananarana ny ohabolana malagasy, na eo amin’ny lafiny ara-piarahamonina izany na eo amin’ny maha malagasy, ary nijerena ireo lohahevitra maro izay hita ao aminy.
Mauriac, op. Cit. , p 86 aucun drame ne peut commencer de vivre dans mon esprit si je ne le situe dans les lieux où j’ ai toujours vécu.
Voajanahary ao amin’ny olombelona ny fitiavana ary maro ny endrika isehoany. Misy anefa ny lalàna mifehy azy io. Raha eo amin’ny fitiavan’olon-droa no resahina, izay tena ahitana betsaka ny fanaovana laza masaka dia tsy afaka maneho ny fitiavana amin’ny lehilahy ny vehivavy eo amin’ny fiarahamonina malagasy. Kanefa, ny fihetseham-po vokatry ny fitiavana no tena miteraka ny fampiasana ny laza masaka. Ny lehilahy, noho izany, no tena mpanao laza masaka rehefa misy vehivavy iray irin’ny fony. Tsikaritra fa rehefa babom- pitiavana ny lehilahy dia toa manonofy am-pitsanganana izany ka lasa tsy tsaroana ny teny fanandratana ilay vehivavy. Lasa diso tafahoatra ny teny entiny ilazana ny hatsarany noho ny fihetseham-po lalina ao anaty satria ny fihetseham-po no mibaiko ny saina hikaroka ny teny ampiasaina. Araka izany dia tsikaritra ny hamaroan’ny endrika isehoan’ny teny maneho fitiavana. Miankina amin’ny fahatanterahan’ny zavatra ambara no mampitombina ny heviny. Ireto fomba fiteny hodinihina manaraka ireto no tena mateti-pitranga rehefa midoka vehivavy vokatry ny fitiavana.
Ii misy kosa fitia mandrava ny efa ka mivaona toa toraka diso fiantefa izay voany, marary ka velon-tomany izany koa, noho ny fitiavana ihany.
Les méthodes d’auto observation
Ny fotoana anomezana asa ny mpianatra miankina amin’ny fahazaran’ny mpianatra miatrika asa iray ny fahombiazany. Tokony havohitra ao anaty fandaharam-pianarana ny fotoana mety kokoa amin’ny fanatontosana karazana asa iray. Matetika, ohatra, amin’ny telovolana fahatelo ao amin’ny taom-pianarana no asaina manao tatitra vaky boky ny mpianatra. Azo lazaina fa efa vita mantsy ny lohahevitra ampianarina ao amin’ny fandaharam-pianarana ary efa nampiomanina mialoha amin’izany kosa ny mpianatra.
Ny haitsikera zava-dehibe tsy azo adinoina eo amin ny asa fikarohana ny lalan-tsaina, satria, izany dia anisan ny arofanina miaro ny asa fikarohana tsy hivaona. Lalan-tsaina roa no ampiharina eto amin ity asa ity dia ny fonctionnalisme izay adika hoe haitsikera araka anjara asa sy ny anthropologie dynamique na antrôpôlôjia baikoin ny hetsika.
Rakibolana ho an’ny ankizy, miampy rakipahalalana, editions idac zébu francophone.695p ravelojaona
Mihodina ilay tournant be ny fiara tampoka teo kraak ! Ts imanato o. Oay ! I inona izany voahitsako izany? N. Nisy zavatra voahitsako teo!
Hanatsarana ny fiainana, hanasoavana ny mpiara-belona, hahafantarana ny tsara sy ny ratsy
Va ambohitranjavidy , tak 61 158 va niriako fa tsy tiako , tak 80
Izay tsara fody mandry any an-danitra
Fampifanoherana ny toe-javatra lazaina
Ry zaza solofo , hoy ny feo misitery 50 momba anareo aho no sady mijery avoty ity lovanareo saiky very avoty amin-kevitra fa tsy amin-kery !
Ny gazety sy tahirin- kevitra samihafa
Famoretana ara-piarahamonina araka ny voalaza teo aloha, dia nisy ireo malagasy nanaiky ny hiara-hiasa tamin’ireo mpanjanatany. Nandaitra araka izany, ny
Teny famaranana mampiova ny fomba fisainana sy ny fomba amam- panaon ny olombelona ny fandrosoana. Miankina amin ny fahaizan ny tsirairay mitondra ny tenany no mety mampivoatra azy, na tsia, manoloana izany. Matetika dia heverina fa tsara hatrany ny maharaka fandrosoana, kanefa miteraka voka-dratsy ho an ny fiarahamonina izy io raha tsy mifanaraka amin ny kolontsaina amam-piheverany.
Ny fanondroana miolotra amin ny mpiteny
Taranja tokana ikarohana ny hataina sy nahandro no sekolin’ny mahantra, tsy mba manana mpampianatra fa ny fiainana isan’andro no mpanabe mahazatra; 5 taranja tokana tsy mba misy hanarenantsalan’isa hitsinjovam-panavotana;
Isany isan-jato lahy 34 63,15 vavy 19 36,85 fitambarany 53 100
Mpisolovava poezia niaraha-nandre àry izany ny poezia anankiray izay niteraka sy nampivaingana ny fisainan-dalin’ny sahy sy ny tia. Feno dia feno ny fandaharana, ka aoka ho an’ny fitsarana ny teny farany. Ny molotra ambony sy ambany ve avelan’ny vava tsy hifanakaiky. Mpisolovava praozy eny ê ! Angamba ampy tokoa izay. Iza no tsy hanaiky fa ny praozy sy ny poezia dia sinibe manga roa, ka tsy tokony hisy tombo sy hala. Na izany aza anefa, mba misy ihany ny voalohany, ka dia tsy maintsy misy ihany koa izany ny gisitra. Mpisolovava poezia ny praozy àry no lohalaharan’ny garabola. Prezida hisintona ny fitsarana, alohan’ny hamoahany ny fanapahan-keviny. Mitsangana sy mivoaka ny didim-pitsarana huissier miteny mafy fitsarana. Prezida miditra sy maka toerana mitohy ny raharaha ka havoaka ny didim-pitsarana rehefa nolanjalanjaina ny fonjan-kevitra nasehon’ny ankilany sy ny andaniny, nandritry ny fandaharana ; rehefa navadibadika ny fandinihana ny teny sy ny fifanakianana nifanaovana ;
Aminy na oviana na oviana. Dada sy neny, fantatro ny fiadanana eo anatrehanareo, fiadanan ny manana ny ampy sy ny tsy manan-kahiana ary ny mandray ny vonona kanefa noho ny zanako dia ho eto ihany aho. Ho eto satria eto ny sombiniaiko. 164
Hafatra ho an’ny firenena malagasy mitafia herin-tsaina sy herim-po fa aza manao kitoatoa, ary ankino amin’ilay nahary izay mahasoa, fa ataony lavorary sy tomombana tokoa. Raha itodiana ny lasa, ny faniriana mba ho voasasa.
Raha ny fizotran’ny fifanakalozana ato amin’ity fisehoana ity, dia setriny fohifohy aloha no namalian-dratovo ny fanontanian’izy roalahy sakaizany. Tsy nahomby izany, ka voatery nampitombo ny fanazavany ratovo, dia teraka teo ny taria. Tsy misy fomba
Ny toe-panahy
Ireo olana setrainy ankehitriny
Ny fiompiana ankoatra ny fambolena, dia miompy koa ny fiaraha-monina nenti-paharazana toy ny ao ampahimanga. Tsy afa-misaraka toy ny rano sy vary ny fambolena sy fiompiana at-monina nentim-paharazana. Raha ny tsikaritra dia raha mamboly ny olona iray dia miara- koa ny fiompiana.
Fara faly ha! ! Misaotra anao dokotera feon-kira acte 36 lolona , fara , ralène , ravoavy ao an-trano lolona dia izany sy izany ny dianay tany ry dada sy neny ! Olona iray mpikarakara ny marary koa izany no antohin io fikambanana io tanteraka! Ravoavy hahita ohatr izany aiza indray re rankizy fa dia hifampidinika aloha isika mikasika izay hanaraka an i fara any! Fara tonga dia tapahana eto izao re izany ry dada mba ahafahana mandeha faran izay haingana ka! Ralène marina mihitsy izany! Tsy maintsy ny iray amintsika mianaka vehivavy aloha e! Lolona aleo izaho no handeha ry neny fa sao dia mila herim-batana ny fikarakarana any. Ralène ka atao ahoana ny asanao anaka? Fara eny ho aho! An an an! Aleo i neny no mandeha ka! Lolona fahasahiranana iray lavaka ny antsika mianakavy raha sanatria marary nohon ny harerahana any i neny io an! Ravoavy marina izany ahiahin i lolona izany e! Tsara aloha raha izy no mandeha any! Lolona zao e! Hanendry ny iray amin ireo mpiara-miasa amiko aho hisolo toerana ahy mandram-piveriko dia ianareo kosa ry dada sy neny mba manara-maso eny tsi-draindray. Ravoavy tsy maninona mihitsy! Milamina ny amin iny fa ny vola hataonareo frais makany izany no mila tadiavina faran izay haingana. Lolona tsy olana ny amin iny fa mba manana tahiry kely aho ao , akako aloha io fa rehefa tonga any ange avy hatrany dia averiny ny antsika e! Ralène hay kosa! Fara zoky ô! Afaka mandeha rahampitso izany isika raha vita mpirina androany ny entana? Lolona hum! Maika be ange indry izany e! Ralène ka na izaho tsy izy kosa! Fara misento efa manomboka tazako ny faran ny haizina niainako ry neny a! Maika aho , maika hahita ny mazava indray! Lolona eny e! Handeha isika fa mba hametrapetraka ny asako aho aloha. Hijery raha ampy na tsia ny stock-na lamba sy kofehy. Raha tsy ampy dia tsy maintsy mbola hividy aho , hapetraka hiasan-dry zareo eto , sao izay indray no hampihitsoka ny asa! Fara eny ary e! Azafady fa maika loatra aho ka tsy nieritreritra ny momba anao akory! Ravoavy an an an. Ndehana ary jereo ny momba izay e! Sao mba mety ho lasa rahampitso ihany ianareo! Lolona lasa ary aho aloha e! Lasa ralène isika kosa ry fara tonga dia hampirina ny entana ho entinareo feon-kira acte 37 lolona , fara alina eny hopitaly lolona fa maninona indry no tsy matory ry fara? Efa ho amin ny iray maraina ange izao e! Fara zany ve? Lolona misy marary an-dry angaha hiantsoako ny garde? Fara an an an! Tsy marary aho fa mitebiteby! Lolona ny amin inona indray? Efa vita soa aman-tsara iny ny fandidiana an-dry , tokony hilamina amin izay ny sain-dry! Sady vita soa aman-tsara no tsy nandoavam-bola! Fara eny e! Fa. Io hanalana ny sonde rahampitso io no mampatahotra ahy! Lolona fa maninona? Fara raha ity moa ka afaka ilay sonde , nefa mbola misy pipi mandeha ho azy ihany , dia ahoana?
Tanindrazana iray iombonan’ny malagasy rehetra i madagasikara. Ny olona tsirairay anefa, dia samy manana ny toerana niaviany, ary mbola lazaina fa tanindrazany ihany koa ireny. Tany mantsy izy no teraka, tany no lehibe, ary mbola any koa no hilevina. Noho izany, manana ny lanjany amin’ny tsirairay avy ny tanindrazana niaviany. Koa nataon’ireo mpamoron-kira teatraly ho vain- 194 vondrona ambara tak. 84 195 g mialaret, education nouvelle et monde moderne, colléction sup, puf, paris 1969, p. 18 elle l’éducation veut créer un homme succeptible d’affronter le monde de demain.
Ny kitro ifaharan’ny fivarotana kobandravina ny tsirairay no isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena, satria miainga amin’ny isam- batan’olona avokoa ny fivoarana na ny tsy fandrosoan’ny fiainany. Ny fifandraisana amin’ny hafa kosa, no hery manampy ny tsirairay. Mety hiteraka olana samihafa tsy ampoizina io fifandraisana io, kanefa maro ihany koa ny fomba isorohana izany tsy hitranga na ny vahaolana eo amin’izay manembantsembana manoloana ny asa famokarana. Ny olona mivarotra koba ary ny toe-piainany lafin-javatra telo no dinihina amin’ny olona mpivarotra koba eto. Eo aloha ny lafiny ara-batana na ny endrika aman-bika sy ny fitafiana ivelan’ny mpivarotra koba, manaraka izay ny toe-tsaina entin’ireo mpikirakira koba mifandray amin’ny hafa, ary farany ny fitaovana aman-toeram-pivarotana ny koba.
Siniben’ny teny sy izao tontolo izao no ao an-dohanao. Tsilalaonao ny tany aman-teny ary koa ny tena ho soan’ny firenena
Andrirandriran’antsy ny alina tontolo hetraketra-tsintona ny antoandrobe mazava mpandroba sy barofo nofosana bontolo 20 atsatokatok’antsy mifono saron-tava
Miteny malagasy madio rano teny mifangaro alohan’ny fidirana
Tamin’izany fiainan’ny
Niova toerana fa eo amin’ny lafin-drindrina atsinanana akaikin’ny varavarankely eo. V. A. Tak 226
Fony aho hamelona
Antsirabe faha 07 jona 2000
Fiadanam-po
Repusseau jp pédagogie de la langue maternelle. Colléction 1968 sup puf. Paris
Avy eo dia lasa saina somary verivery handeha hiala maina ! Hijanona irery !
Tsy tiako izy ! Sady havako!
Misy izany ny fetran-taona âge limite ka raha vao mihoatra io fetran-taona io dia tsy azo raisina. Fifaninanana no idirana ho mpianatra ceres. Eo amin’ny kilasy t6 na 6e no izoran’io fifaninanana io. Ary ireo t6 izay afaka amin’ny fifaninanana no handrafitra ny t7 amin’ny taona manaraka. Dia rehefa avy eo hiakatra t8 izy ireo ary ho tonga any amin’ny t9; izany hoe ireo mpianatra izay afaka tamin’ny fifaninanana ihany no kendren’ny ceres hivoaka hatrany amin’ny bepc raha misy anefa ny latsaka an-daharana eo amin’izy ireo tranga izay efa nisy, toy ny mpianatra maty, lasa mandeha manambady, lasa maditra be tsy laitra tenenina ka voatery roahina, tsy afa-panadinana 69 dia tsy maintsy soloin’ny ceres ny toerana banga. Tsy fifaninanana intsony no mitranga eo, fa fifantenana. Jerena izay mpianatra tsara naoty, tsara fitondran-tena, ary tsy tratran’ny fetran-taona, dia ireny no anoloana ireo latsaka an-daharana raha toa ka nahafa-po ny ceres ny dinidinika nifanaovana taminy sy ny ray aman-dreniny momba ny risi-pon’izy ireo ny hiara-hiasa amin’ny ceres araka izany, isan-taona ny ceres dia mampanao fifaninanana hidirana t6 ceres. Ary eo no andrefesan’ny ceres ny fananan’ilay mpianatra otrikery tsara ara-tsaina na tsia potentiel intellectuel ampandalovina fitsapana ’’test psycho-technique’’ izy ireo. Nomarihin’andriamatoa jacot anefa fa tsy azo antoka zato isan-jato 100 ny maha marina azy io ny maha-’’fiable’’ azy, hoy izy nilaza izany , fa eo amin’ny 75 eo ihany. Misy mantsy hoy izy, mpianatra tsy afaka teo amin’ny ’’test psycho-technique’’ no mitazona ny
Kanefa, hoy ny soratra masina, taterin i rondro tsy ny finaritra no mila mpanao fanafody fa ny marary. 288 izany hoe ny mpanota no mila famonena, fa tsy ny efa manam-pinoana.
Tena kivy ianao mahita f’ireo nantenaina omaly mahay mivadi-palitao ka toa mandatsa anao mijaly fa raha sendra mifanena aminao vahoaka noana dia indreo tsy lany lainga mbola tsara vava foana ?
Ny mpianatry ny lisea no tafiditra ato amin’ny ambaratonga faharoa manokana. Tsy iza izany, fa ny kilasy faharoa seconde sy ny kilasy voalohany prémière ary ny kilasy famaranana terminale ny mpianatra nahavita ireo kilasy telo ireo dia afaka127 mitia sy mikolo ary miaro ny haren-tsaina malagasy; manana saina matotra sy mahay mandanjalanja ary tia karokaroka; manaporofo ny fananany saina mahay mamakafaka ary maneho sy manohana ny heviny; mikirakira sy mampiasa ny teny malagasy amin’ny maha fitaovam-panehoan-kevitra sy fifaneraserana azy; manakatra ny lanjan’ny haren-tsain’ny firenen-kafa ary misokatra amin’ny fahalalana iombonan’ny zanak’olombelona. Ato amin’ity ambaratonga farany ity dia kendrena izay hananan’ny mpianatra saina mahay mandanjalanja. Natao izany mba tsy ho mora ambakaina, na handray be fahatany ny hevitra aroson’ny sasany, sy hihinana ambolony izany ny mpianatra. Tokony ho olona manana fahamatorana ara-tsaina, sy hanana hazon-damosina araka izany ireo mpianatra nahavita ny amabaratonga faharoa manokana. Raha dinihina amin’ny antsipirihany ireo tanjon’ny fampianarana ny taranja malagasy isaky ny ambaratonga tsirairay ireo, dia tsy vitsy ny hafatra velabelarin- dratrema william mifandraika aminy. Raha ny zana-taranja riba manokana no hasian-teny, dia misy lohahevitra ao amin’ny fandaharam-pianarana isaka kilasy, hita fa mifandray tendro amin’ny ventin-kevitra velabelariny ao amin’ny hafatry ny mpanabe ho an’ny kilasy voalohany, ohatra, dia ianarana mandritra ny ora vitsivitsy ny lesona mikasika ny hasina velabelarin’ny mpanoratra matetika ao aimn’ny hafatra ihany koa izany. Mba hanamarinana izany dia ndeha haseho etsy ambany izay endri-pifandraisana izay.
Vavaka ho an’ny tanindrazana
Hendry soa i anako o y.
Tsy mandehandeha ho azy ny tsinjara toerana ao an-tokantrano. Zava- dehibe ny fitsinjarana ny habaka. Ny raim-pianakaviana no mipetraka ambony. Manaraka ny fizokiana ny raiamandreny sy ny tanora ary ny vehivavy no eo akaiky varavarana indrindra. Tsy misy vehivavy mahazo mipetraka amin’ny ilana atsinanana ao anaty efitrano, fa mifarana hatreo amin’ny fisasahan’ny trano makany avaratra ny toerana ipetrahan’ny vehivavy. Mihatra hatrany io tsinjara
Zana-peo matetika fampiasa indrindra eo amin’ny teny malagasy sy ny teny swahili ny zana-peo a mifanova amin’ny zana-peo malagasy a ny zana-peo swahili a eo am-piandohan- teny mialoha ny tsindry. Ohatra 26
Nanjary lehilahy efa zokinjokiny, rakotry ny volom-bava ny tarehiny, manao solomaso matevin-taho ary misatroka bonetra kely sofina. Na ny hogo volony aza, dia nanjary nahalava ny endriny. Izato famindrany somary mandringa ny tongotra havia fa fanahy iniaina nosesefana baoritra tao amin’ny voditongotra. Ny akanjo nanaovany moa dia komple volombatolalaka efa somary antitrantitra ihany, sady didy efa tamin’ny frantsay. Tsy nisy nahafantarana azy tokoa olom-baovao no nivoaka ny trano .
La planification stratégique demeure l’instrument privilégié pour tout développement humain durable. Elle s’appuie sur une théorie et une préparation de l’avenir distinctement de la planification programmatique qui consiste en la mise en uvre de ce qui a été défini stratégiquement. Le concept de la planification stratégique repose sur la lecture de l’avenir et la conviction que ce dernier peut être influencé et façonné par des actions bien planifiées, au lieu de prendre pour acquis les tendances et les politiques actuelles qui vont linéairement se prolonger dans le futur sans qu’elles soient modifiées ou influencées.
Sources données d’enquêtes, 2016
Solo eh! Tsaroana izany taon-dasa niaretana ny mafaitra pasitera. Herintaona lasa toy izao tokoa no nitondrana fangirifiriana. Izao kosa dia miandry am-pifaliana eto amin ny hopitaly izay tena zanakay roa.
Ny vahoaka mikasika ny fitantanana rehefa misy ny atrikasa iarahana amin’ny kaominina sy ny fikrifama.
Iza no mahalala ny hevitr’ireo?
Fa a a i lazara e lazara e lehilahy mahantra izy tety an-tany , izy nahazo famonjena i e e e
Tsoa-kevitra na dia samy nanana izay nentiny namaritana ny tantara foronina aza ireo notsongaina teo ireo dia azo atambatra ho toy izao izany ny tantara foronina dia literatiora an-tsoratra miseho amin ny endrika kanto sy malefaka. Ahitana ny lafim-piainana rehetra, natao handresen-dahatra, teraka avy tamin ny zava-nisy sy niainana, izany hoe, fitahirizana ny tany aloha. Saingy ny tantara foronina ihany koa dia azo eritreretina ho vokatry ny sarim-piainana mety ho taratra eo amin ny fiarahamonina. Narafitra ho boky, ary azo ampiasaina amin ny fotoana rehetra.
Endrika roa no andokoan’ny mpanoratra ny zavaboary andaniny, nandray azy ho namana izy, ankilany kosa, nihevitra ny zavaboary ho tsy niraharaha azy izy.
Azo eritreretina fa ny renifeo nts, ndz, ntr, ndr dia fitambaran’ny renifeo mikatona tapany sy renifeo kentsona. Na dia heno mifanesy ao anatin’ny voanteny aza ireo renifeo telo ireo dia miravona ho hasimpeo tokana kosa ny tsirairay amin’izy ireo eo amin’ny lafiny rafi- peo.
Misy ny toe-javatra hitany izay tena manohina ny fony, ka mampipololotra vavaka avy ao am-pony avy hatrany. Hita izany ao amin’ilay tononkalony manao hoe vavaka ho an’ilay mpandalo va nanosika azy hanoratra ihany koa ny fahitany ny toetran’ny kristianina, ny fitondran-tenan’ny mpitondra fivavahana sy ireo vahoakan’andriamanitra entiny. Nokendreny tamin’izany ny hanitsy ny fiheveran’ny olona ny atao hoe fivavahana kristianina. Nanampy ireo rehetra ireo ny fifandraisany tamin’ny mpanoratra namany tao ireo zokiny toa an’ny avana ramanantoanina, teo ihany koa ireo indray mihira taminy, toa an-dry i lys ber rabekoto, i j. J. Rabearivelo izay anisany nanefy azy hatrany teo amin’ny sehatry ny literatiora. Voamarika araka izany, fa toe-javatra niainana sy nihatra teo amin’ny fiainan’i harioley, na toe-javatra hitany teo amin’ny fiaraha-monina nisy azy, no niteraka ny aingam-panahiny. Ampifamatorany amin’ny talenta voajanahary ao anatiny, ka nampiboiboika loharanon’asa soratra betsaka.
Sary 8 tokontanin’ny lakato
Mitondra tombon-kevitra manampy haha-matotra kokoa ny lohateny. Tahaka ny varavaran- kely, ahafahan’ny mpamaky manaran-garana izay mety ho ao anatin’ny lahatsoratra io. Na dia lahatsoratra iray ihany aza ity atrehina ity, io zana-dohateny io no manatsidika fa misy fiovana ny hevitra manoloana ny fandaharan-kevitra iray manon-tolo ao amin’ny lahatsoratra. Voafaritra eto araka izany ny fizarana iray hafa ao amin’ny lahatsoratra, ary dia voason-gadina ao an-tsain’ny mpamaky izany noho io zana-dohateny io.
Iny ankaratra iny roy raha tsinjovina hariva ranomaso te-hijohy no manomitra, madiva fa iharahana mijery ka manohina ny fery
Ny laza adina bakalôrea nivoaka faramparany teo no horaisina eto bac sokajy a- c- d 2007 2008 sokajy a laza adina i
Vondron’olona mamaritra ny atao hoe ankohonana ny ray, ny reny, ary ny zanaka. Miara-mipetraka ao amin’ny tokantrano iray. Ny fifankatiavana misy amin’izy ireo no mampifamatotra azy akaiky. Mitaky fandraisana adidy aman’andraikitra avy amin’ny tsirairay anefa izany. Koa ndeha hojerena mifanesy ny tokony ho adidy aman’andraikitry ny ray, ny reny ary ny zanaka araka ny fiheveran’i haingo azy.
Avy levita fa sy ha ano, sy hanaraka lamôdy’ zao, nitrimbona ha ano vori- kilôty, nihezan’olo tamy fety hitrimbona hoe? Ny fety dilatra!
Toe-java-misy sy tena mitombina ireo; noho izany dia hita fa nahay nandinika ireo trangan-javatra sy toe-javatra manodidina azy ny ntaolo, raha ireo ohatra ireo no iaingana. Fantany mantsy fa sarobidy ny fotoana ary fanaovana andraso andraso no mahatara zavatra. Koa tsy misy tsara ohatra ny manatontosa hetsika na asa iray amin’ny fotoana sy fomba mahamety azy, ary ny zavatra rehetra dia mila hararaotina ny fotoana akana azy. Io tontolo manodidina io dia mila hay ny mifehy sy mahafantatra azy tsara raha tiana ny hisinton-kevitra aminy. Navohitran-dramarolahy izany amin’ny filazany fa ny fahalalana tanteraka ny zavatra iray dia nahaforonana fomba fitenenana, , tsy azo iadian-kevitra na lavina intsony .14 raha ireo famaritana rehetra ireo no aravona ho iray, ny ohabolana izany dia nateraky ny fahafantarana sy fahafehezana ny zava-misy sy ny tontolo manodidina;
Ils prêchent une doctrine antichrétienne ceux qui enseignent que pour le rachat des âmes du purgatoire ou pour obtenir un billet de confession, la contrition n’est pas nécessaire.
Ny anjara asan’ny lahateny mandresy lahatra ny lahateny mandresy lahatra dia natao hanomezana tolo-kevitra ny olona ohatra hevitr’i hanitra ramarialisoa, renin’i gracia matetika isika ray aman-dreny manana izay fomba fijery izay hoe tiako ho lasa tahaka izao na mahay an’izao ny zanako kanefa tsy misy tsara ohatran’ny mifampiresaka aminy ahalalanao marina izay zavatra tena tiany sy voafehiny. Tsara raha dieny mbola kely izy dia aseho azy ny karazan-javatra maro ahaizany mijery sy mandinika izay talenta tiany hivoarana. Anjarantsika ny manosika azy avy eo, mampahery azy satria manampy azy ahatoky tena izany. Ialana mihitsy ilay toe-tsaina hoe manao ny zanaky namana sy ny havana dia ampanaovina ny zaza. Henoina ny fony sy ny fitiavany dia izay ihany. Kalii, jejoo, lah 2394, 26 nov 2016, p.7 hitsikerana hanebahana
Asa omena ny mpianatra ho fampiharana ny lesona vita no atao hoe fanazaran-tsaina. Misy karazana dimy ny fanazaran-tsaina araka ny fanazavana aroson’i cut 2003 .
Ninoan’ny razana fa misy vazimba misitrika any anaty rano, ka ny heniheny kely anirian’ny bararata vitsivitsy no lazainy ho fitoerany ; ary ny vato sasany milevina any anaty rano ny tapany dia ataony hoe vatom-bazimba, ka nivavahany sy nohasininy. Ninoany fa nanindry ny olona izy ka nankarary azy. Maro no nila zavatra taminy, dia zanaka, harena, fiarovana amin’ny fahavalo any an- tafika sns. Izay olona mila hasoavana aminy, na ankarariny, raha mamono akoho eo aminy na manoso- menaka ny vatom-bazimba, dia omeny izay zavatra angatahina aminy, hono ny vazimba tao ampanobe no fanaovan’ny olona velirano, ka izay nanao ny tsy marina, hono, dia niolana ny hatony. Ary rehefa nibaboka tamin’ny hadisoany izy, dia nifona tamin’ny vazimba ny vahoaka sy ilay niady taminy, mba tsy hamono azy. Ary avy eo dia nifaly tena ilay resy, satria tsy maty ka namono ondry. Raha nisy ny ady, dia nifampihaika hivelirano any ampanobe izy, ka ny manao ny tsy marina tsy sahy, fa matahotra ny hiolan-katoka. In anganon’ny ntaolo, nangonin- drév. L. Dahle
Andriomoloo moqsieu, rojoono andriamananjara filohon ny akodemio mologosy president de l’academie malagasy
Malzac, dictionnaire français- malgaches, editions ambozontany, analamahitsy antananarivo, 2003, tak 139.
Ry velona ô! Tsinjovy ireo mahantra iza anefa moa no antenaina hiantra ireo kamboty mahantra mahonena raha tsy isika izao mpiray firenena v. A. , lah. 24 mbola hamafisin’ny mpanoratra izany ao an’ny raha nambinina, manao hoe v oin-kava-mahatratra ny fiainana eto an-tany koa meteza re hiantra ireo kamboty tomany. Raha nanao ka tsy nambinina fidiny ve, hoy ianao, ny rovi-damba ririnina satriny ho toa anao. V. 56 araka ireo, tsy sy mahavita tena, ka tokony hifanohana sy hifanampy hatrany ny rehetra. Tsy vitan’ny fitserana fotsiny anefa izany, fa la arahana asa mihitsy. Ary ny fanatanterahana ireo, dia fitandroana sy fandalana ny fihavanana sy fifankatiavana, izay soatoavina malagasy .
Ny tsikin’ny mahantra tsikim-pikirizana
Ressources financières du faf 2.4.3.1. Crédits ippte les ressources initiatives en faveur des pays pauvres très endettés ippte visent les couches les plus démunies pour réduire la pauvreté. Faisant suite à la mise en place du faf , des ressources lui sont allouées par les crédits ippte en vue de la prise en charge des frais généraux ou droits d’inscription à raison de 15 000 fmg par élève pour les autres localités, la contribution au paiement des salaires des enseignants recrutés par le fram fikambanan’ny ray aman-drenin’ny mpianatra et -la prise en charge ou l’allégement des frais de scolarité pour les écoles primaires privées. 2.4.3.2. Autres ressources subvention des collectivités territoriales en particulier la commune, produit des différentes festivités, dons et legs partenariat ong, fram, particuliers divers 2.4.4. Procédures de gestion des fonds 2.4.4.1. Niveau cisco répartition et rapport de synthèse ? Répartition la cisco est modifiée par la daf-minseb des crédits ippte article 603 indemnités liées à la fonction paiement des enseignants suppléants paiement des frais généraux pour les établissements publics article 656 -transfert aux privés allégement des frais de scolarité pour les établissements privés.
Orinasa air madagascar toerana nalehan-dry tsiresy sy i mamy, ary i fara, mba hanamarinany ny entana nalefany tany maorisy. Namonjy ny orinasa air madagascar avy hatrany izahay. Tak 62
B3 razaiarisoa
Maintimolaly fihirana ffpm lah faha 584
Irako avr.1993
Fahaiza-maneho hevitra sy fahaiza-manaka-kevitra, izay takina betsaka tokoa amin’ny fampianarana ny taranja malagasy indrindra any amin’ny lycée satria hiompana betsaka amin’ny resaka hevitra ny mpampianatra. Ny tenanay ihany koa dia mba efa nilona tao anatin’ny kanto tamin’ny alalan’ny kabary ka tany no efa nahafantarana ny amin’ny don-tany sy kapo-tandroka. Tonga tao an-tsaina ny fisiany rehefa nisafidy lohahevitra ny tenanay noho ny toetra ananany ara-pilazan-javatra izay lahabolana hita mibaribary ny kanto ao aminy. Koa satria tsy vaovao loatra aminay ny lahabolana ka noheverina hanamora ny asa izany. Ho an’ny akora ampiasaina, izany hoe ny vondrona ambara, nosafidina manokana izy ireo noho ireto antony ireto voalohany dia vondrona ambara samy manana ny hevitra raketiny ireo ka izany dia hampanan-karena ny asa fikarohana satria izahay mpanatanteraka dia mba afa-mamelabelatra lafin-kevitra maro. Eo ihany koa ny fifandraisan’ny samy mpanoratra sy ny fifandraisan’ny tenanay mpanadihady sy ny mpanoratra. I job rakotojaona sy herisoa andrianaina rakotojaona izay isan’ny mpanoratra nosafidina dia mpianaka, ny rainy rakotojaona job moa dia efa tsy eo intsony. Ho anay mpanadihady dia noheverina fa hanamora ny fakana tahirin-kevitra ny maha mpianaka azy ireo satria tsy mandeha lavitra fa ny zanany dia ahazoana hevitra maro. Raha nilaza ny tenanay fa mba efa nirotsaka kely teo amin’ny sehatry ny kabary, dia isan’ny mpanoratra nosafidina izay namolavola anay tamin’izany.
Tahaka izany koa ny mômpera, raha nilaza sahondra fa toy ny tantely an-tohatra feno zava-mamy ny feon i mômpera f. Tamin izay efa nandre imbetsaka ny momba azy izy , nandre ny fahalemem-panahiny 203,
Andininy 17 tsy fandraisana anjara amin’ny famafana sy fanaraha-maso kizo 20.000 ar 2-fepetra raisina raha misy halatra omby andininy 18 tsy fanaovana hazo lava na okoko antso fanairana 300.000 ar -andininy 19 tsy fampitana antso fanairana 20.000 ar -andininy 20 tsy fandehanana manara-dia 50.000 ar -andininy 21 tsy fananana kitapom-batsy vonona 2.000 ar -andininy 22 tsy fanomezana vatsy ny mpanara-dia 30.000 ar -andininy 23 tsy fampandrenesana amin’ny fisian’ny halatra omby 200.000 ar
Mahalasana vinany sy maha-torantany mampandrembona manetsika ny tsiahy misavoana 10- an-tratran’ny havoana sy misidintsidina mitankizina mbetika miankavia sy miantso hiara-dia
Mampahafantara ny zava-misy eo anivon’ny mpiara-belona ny tantaram- pirenena, ny toe-javatra iainan’ny olona amin’ny ankapobeny saingy aseho amin’ny endriny hafa. Izany hoe ankolaka ny filaza azy taratry ny fiainam-pirenena sy ny fiarahamonina ao aminy, mitaiza ny olona hanakatrahevi-dalina ny literatiora an-tsoratra mampifandray ny mpanoratra sy ny mpamaky amin’ny alalan’ny asa soratra ny literetiora an-tsoratra haren-tsaina mampiavaka ny firenena ny literatiora voasoratra satria sady mikajy ny hasin’ny teny izay isan’ny maha firenena ny firenena, mampiavaka ny faritra nipoirany ary mampita ireo soatoavina mampijoro ny firenena ihany koa ny literatiora an-tsoratra. Ny literatiora no mpivoy ny eritreritra, ny fihetseham-pony, ny firehany, ny tantarany. 161
Jereo ny akora voaangona tak. Xxix
Année universitaire 2006-2007 date de soutena ce 21 décembre 2007
Fizika simia
Ny fitaizana araka ny maha malagasy
Ao atsimo distrikan’i belo sur tsiribihina sy morondava faritra menabe
Fanampin’ireo voalaza ireo, ny taranja malagasy amin’ny maha teny azy dia mifamatotra akaiky amin’ny kolon-tsaina. Ny teny mantsy dia maneho ny kolon- tsain’ny olona, izany hoe ny fahalalana rehetra izay mipetraka ao amin’ny saina dia hita ary miseho ao anatin’ny teny. Manamafy izany i lyons raha manambara, fa ny tenin’ny fiarahamonina dia mirafitra ao amin’ireo voambolana hita amin’ny teny, ireo toetran’ny kolontsaina izay asehon’ny vainga, ny fampianarana ary ny hetsiky ny fiarahamonina izay ampiasana ny teny30. Tsy azo odian-tsy hita koa fa ahafantarana sy anavahana fiarahamonina ary firenena ny teniny sy ny kolontsainy. Ny singan-driba tsirairay koa dia samy mitondra kolontsaina, hany ka ny hetsika rehetra mitranga ao anatin’ny fiarahamonina dia toa mampiavaka azy amin’ny hafa avokoa. Ny teny moa no nandraketana sy nilazana ireo zavatra rehetra eo amin’ny fiarahamonina. Tsy mahagaga raha nilaza i evans pritchard fa rehefa fantatra ary azo tsara ny tenin’ilay fiarahamonina, dia fantatra daholo ny momba azy rehetra. Ny fifandraisana ara-tsôsialy rehetra, ny finoana rehetra, izany hoe ireo trangan-javatra eo amin’ny fiainam-piarahamonina mantsy dia lazaina amin’ny teny sy ny fihetsika avokoa 31.
Araka ny nambaran’ny rév p razafintsalama manao hoe mifantoka indrindra amin’ny fiaraha-monina aman-toe-javatra ankehitriny ny fandalinana.14 maro karazana ny sehatra azo irotsahana fa ny antsika eto dia ny firotsahana anaty fiarahamonina mivantana. Io aza mbola misy karazany roa dia ny arahim-pandraisana anjara na participante sy ny tsy misy fandraisana anjara na ny non participante ; izay samy tsy maintsy atao ireo. Araka izany, inefatra miantoana ny fivezivezena teny an-tsehatra tamin’ity asa fikarohana ity teo, aloha ny famantarana fotsiny ny toerana. Na efa nonina ela tao aza ny tena, tsy afaka ny hanao rano dikain’ny zinga an’ireo zokiraiamandreny mpitantana ny tanàna, tsy izany ihany, fa hafa aho mpandalina ary hafa aho mponina tsotra ao. Maso hafa, dia ny maso siantifika araka izay azo atao eo amin’ny sehatry ny siansa maha olona no enti-mijery ity fiarahamonina ity. Famantarana ny tanàna sy ny mponina io atao io. Avy eo, nifampiresaka tamin’ny mponina, mba hahalalana izay any am-pony tsy miloaka momba ny fihinanana vary farany; vao niverina niara-nilona amin’izy ireo indroa miantoana, hahitana izay tena fiainany andavanandro marina, satria na dia efa ela niainana tany aza ny tena dia tsy mihambo ho mahalala ny fiainan’ny sokajin’olona rehetra mihitsy. Koa, niara- nipetraka sy nihosina tamin’izy ireo nandritra ny volana iray ary indroa niverina tany izahay, hovahavahana kokoa io eo ambany. Tsy mahafeno ny fepetra napetrak’i evans- pritchard manao hoe ny antropolojia dia tokony hivonona handany fotoana betsaka amin’ny fanadahadihana ataony, tsy maintsy mifandray akaiky sy mivantana amin’ny mponina iasany izy 15izany. Nefa, araka ny efa naverimberina teo aloha dia efa fotoana ela no nonenana tany, ka ataoko fa tsy dia olana loatra ny tsy fahatanterahan’izany fepetra izany. Toy izao àry ny fomba nanatanterahana ity fiaraha-milona indroa miantoana ity mba hahazoan’ny tsirairay mandrefy ny asa vita iii-2-1- ny endriky ny firotsahana an-tsehatra
Raivo ka inona no tokony ataoko ry satan a?
Alaharo araka izay hita fa mavesa-danja indrindra eo amin’ny fiainan’ny mponina eto an-tanàna ireto karazana fandaniam-bola ireto ary omeo ny mety ho totalim-bidiny ao anatin’ny taona iray laharana fandaniana vidiny taona
Ry taona vaovao, lazao izay namanao. Ny aina izay andrasana sy ny iraky ny fasana 25 ry taona vaovao, lazao ny asanao. Samia mahay manisa ny andro kely sisa !
Farafangana vohipeno mahamanina, amboatavo sns
Tononkalo miady rima toetra iray mamaritra ny tononkalo manara-drafitra ny fisian ny rima. Ahitana rima ny ankamaroan ny tononkalo noforonin ny sampandrofia. Ireto toetra roa ireto no azo anasokajiana ny karazana rima ny karazana rima araka ny hafenoany ny karazana rima araka ny laharam-pisehoany.
Tahaka ny fomba amam-panao rehetra dia tsy ataotao foana ny fotoam- pivavahana, izany hoe, tsy izay fotoana rehetra dia mety hanatanterahana fotoam- pivavahana avokoa, fa misy fotoana manokana. Ho an ny ntaolo malagasy ohatra dia anisan ny andro natokana hanaovana fomba ny alahamady, izay efa sisa tavela na survivances izy io ankehitriny noho ny fivoaran ny toetr’andro. Io alahamady io no heveriny fa andro mitondra fanambinana sy fitahiana ary manala izay sakantsakana eo amin’ny fanatanterahana ny fombafomba iray. Azo lazaina ho mizara roa ny hevitry ny mpino kristianina amin ny andro anaovana ny fotoam-pivavahana amin andriamanitra, ao ny mivavaka isaky ny alahady, tsy vitsy ihany koa anefa ny mivavaka isaky ny asabotsy. Ho an ny ôrtôdôksia manokana dia mizara roa izany dia ny andro alahady sy ny andro tsotra. Ny andro alahady no fotoana lehibe natokana hivavahana amin andriamanitra sy hiderana azy. Na izany aza dia misy ihany ny fotoam-pivavahana tsotra tanterahina isan andro ka maraina amin ny 5 ora no mivoha ny trano fiangonana. Indroa isan andro farafahakeliny ny fotoam-pivavahana tanterahina ao, ary mety ho ny tontolo andro satria marihina fa mivoha hatrany ny fiangonana ary afaka mivavaka ao ny olona na misy pretra na tsia.
Ii.5.2.4. Ny fanovana endri-javatra métaphore
End of preview. Expand in Data Studio

Overview

This dataset consists of clean, structured sentences extracted via Optical Character Recognition (OCR) from approximately 1GB of Malagasy thesis documents. These documents were collected based on educational, cultural, and linguistic themes. The dataset is saved in CSV format, and is particularly useful for NLP tasks involving sentence-level modeling in Malagasy — a low-resource language.

Dataset Details

  • Language: Malagasy
  • Source: OCR'd academic thesis documents in PDF form
  • Download URL: Université d’Antananarivo Thesis Library
  • Collection Keywords: sekoly, boky, fampianarana, fiangonana, fanabeazana, tontolo, gazety, asa, tononkalo, faritra, teny, fiteny, soratra, poeta, tantara, literatiora, fomba
  • Format: CSV
  • Column(s): text
  • Granularity: Each row contains a single sentence.

Preprocessing Pipeline

The following steps were used to clean and normalize the raw OCR text:

  1. Unicode normalization using NFKC to standardize characters.
  2. URL removal to eliminate web links from scanned content.
  3. Quote standardization, converting straight quotes to typographic quotes.
  4. Non-alphanumeric character removal, excluding allowed punctuation.
  5. Punctuation spacing, ensuring correct spacing after commas, periods, etc.
  6. Removal of structured markers such as:
    • Numbered headings (1., 1.1.1, etc.)
    • Lettered sections (a., b-1, etc.)
    • Roman numeral references (IV-2, etc.)
  7. Consecutive punctuation cleanup to reduce noise from OCR errors.
  8. Paragraph structure fixes:
    • Merging broken paragraphs that were split across lines or pages.
    • Removing paragraphs shorter than 10 characters.
  9. Sentence segmentation to split structured paragraphs into individual sentences.
  10. Whitespace normalization to remove extra spaces and line breaks.
  11. Deduplicated and Shuffled

These steps were applied iteratively for high-quality, standardized sentence-level data.

Potential Applications

This dataset is well-suited for:

  • Sentence-level language modeling and generation in Malagasy
  • Fine-tuning multilingual NLP models on Malagasy

Limitations

  • Some sentences may contain French words or phrases, as they are sometimes used in citations or quoted material within the thesis documents.
  • OCR errors may still be present in some complex layouts or highly degraded scans.

Usage

To load this dataset using the Hugging Face datasets library:

from datasets import load_dataset

dataset = load_dataset('Lo-Renz-O/malagasy-sentence')
print(dataset['train'][0])

Contribution

We welcome contributions to improve this dataset! If you have suggestions or additional Malagasy text sources, feel free to open a discussion or submit data on Hugging Face.

Downloads last month
86