text
stringlengths
10
11k
Koto koa tsy ianareo ihany ve izany no hanarinareo sa hanao mpitari-vato 420- vilam-bava
Tsy vitsy ireo sarin-teny miorina amin’ny tamberina no nandokoan’i eliza freda sy i samuel ratany ny fihetsiny manoloana ny fiainana sy ny fahafatesana. Anisan’ireny ny anadiplose , izay nandokoany ny fanekeny ny anjara sy ny lahatra. Mirakitra izany ity andininy iray ity raha sendra ka tojo kapoaka mangidy ka reraka an-dalana itony fanahy manaiky aho, ray, f’izay no efa didy izay no efa didy nataonao ho ahy. 442
Veloma re ry beby antsoin’ireto sisa sambatra ianareo tsy latsa-dranomaso ts’isy fery akory, dia any am-paradisa lavitra ny ankaso
Le patrimoine procède d’une appropriation du monde par les gens, une appropriation de ce qui les entoure, de ce à quoi ils tiennent et qu’ils ont envie de préserver, éventuellement de transmettre. , rautenberg m. , université de lyon, novambra 2010. 56 le patrimoine, continuité ou rupture dans l’usage et les représentations des lieux? Je fais ainsi l’hypothèse qu’il existe un courant de pensé , ou un flux d’imagination qu’on peut nommer patrimoine qui marque profondément nos relations à l’environnement matériel. Op cit.
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 96 pour mettre en évidence la spécificité de cette classe d’adjectifs, on peut invoquer certains critères tels que leur caractère graduable 210 kerbrat-orecchioni, op. Cit. , tak. 96 cette classe comprend tous les adjectifs qui, sans énoncer de jugement de valeur, ni d’engagement affectif du locuteur, impliquent une évaluation qualitative ou quantitative de l’objet dénoté par le subsatantif qu’ils déterminent
Andro fahadimy
Misolo vava azy ireo hampita haika sy toreo hipaka eny am-bava ady hanitra sy hiangavy ireo izay tsy marenina sy tsy minia fanina mbola vonona hampiarina hitondra indray an-tananany marainan’izy ireo
Fototra antirôpôlôjika ny ethnologue desmond morris dia naneho amin’ny ambangovangony ny biolojian’ny kanto. Voalazany fa azo atao ny fandinihana ara-biolojia, ny fampitahana ara- etnolojia, ary ny fandinihana ara-piaraha-monina ny tantaran’ny fitsikilovana. Azo atao koa ny manadihady ny manodidina azy; azo ambara ihany koa ny fisian’ny fahavalo, azo halefahana ihany koa ny fihoara-pefin’ny vondrom-piaraha-monina iray.
Le sans-abrisme très loin de la vision du sans-abri comme acteur social, un ouvrage paru en 20011 a fait grand bruit, notamment auprès des acteurs sociaux de la prise en charge. Se plaçant dans une toute autre perspective de celle de j. Damon, le psychanalyste et ethnologue patrick declerck2 propose le fruit de quinze ans de travail de proximité avec une frange spécifique des sans-abri. Selon lui, pauvreté et exclusion sont insuffisantes pour rendre compte de ce phénomène l’histoire de ces sujets, quel que soit leur milieu social, fait généralement apparaître une psychopathologie personnelle lourde, doublée d’une pathologie familiale importante. Les phénomènes de désocialisation semblent, chez certains, dominer le tableau. Pour preuve, la perte répétée, quasi programmée , des papiers d’identité. Il souligne également l’immense résistance au changement souvent opposée par les sans-abri à toute amélioration durable et structurelle de leur état
Sn 0 27 manisatra
Nentin’i di naneho ny toe-javatra mifameno eo amin’ny fiainan’ny olombelona ny rima feno eto. Ny fisavorovoroan’ny tsara sy ny ratsy izany.
Yves lenoir, les enseignants du primaire entre disciplinarité et interdisciplinarité, les presses de l’université laval, 2004, pp. 5-10. 2 sophie babault, le paysage sociolinguistique actuel de madagascar in langues, ecoles et société à madagascar normes scolaires, pratiques langagières, enjeux sociaux, l’harmattan, paris, 2006, pp. 27-36. 3 claude hagege, l’enfant aux deux langues, odile jacob poches, pp. 233-238.
Mpandefa hafatra mpandray hafatra
Rainibozaka ah! Aiza ary nenitoa? T tena marary aho! Tena hafahafa aho izany
Fototeny verindroa tovona man- verindroa vv ny manara-dalàna fafa fafafafa mamafa mamafamafa mamafafafa fafy fafifafy mamàfy mamafimafy mamafifafy haka hakahaka mangaka mangakangaka mangagaka haro haroharo mangaro mangarongaro mangaroharo solo solosolo manolo manolonolo manolosolo loko lokoloko mandoko mandokondoko mandokoloko roso rosoroso mandroso mandrosondroso mandrosoroso voly volivoly mamboly mambolimboly mambolivoly tefy tefitefy manefy manefinefy manefitefy toto totototo manoto manotonoto manotototo hoto hotohoto manoto manotonoto manotohoto
Dia nisinda ny ahiahy, hay ianao ka tia ahy! Izay aho vao tena tia tiako ianao, doria doria! 137
Eny , tiako ho tehirizina ho anao izato takarova tony, misy lyra vao, sondria-mitera-tsetroka eny ho eny variana mitsinjo vetso mirenireny .
Ao koa ny mandrehitra labozia eo andohan’ny maty
Voajanahary eo amin’ny olombelona ny fahafatesana, ary lalàna tsy maintsy mihatra amin’ny manana aina rehetra izany. Tanteraka tamin’i nampoina ny fandaharana sy fanendren’ andriamanitra ny 23 jona 2010 rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany izy. 20 taona kosa no nilanjany ny aretina. Trotraka ny nofony ary tsy nahatohitra intsony ny herin’ny aretiny. Azo ambara anefa fa efa nivonona hiatrika izany fahafatesana izany i nampoina araka ny hita ao amin’ireto tononkalo ireto lasa aho
Tsapany koa anefa fa raha ny mahasoa no jerena dia tsy misy hafa tsy ny fanadinoana. Ny fahalalany izany indrindra no nanambarany ato amin’ ity tononkalo ity manao hoe fa tsy maintsy atao tokoa f’izay no mety mahasoa sy ny hoe hanadino anao aho izay no mety sy sahaza .
Izao tarehimarika izao dia manambara fa tsy marisika amin’ny fandraisana andraikitra ny mpianatra avy amin’ny sekoly tsy miankina. Mety noho ny tsy fahazarany hatrany amin’ny sekoly niaviany no anton’izany. Sehatra manefy ny mpianatra hahay hitsinjo lavitra anefa ny famolavolana azy hahay handray andraikitra sy hiray volo amin’ny olona mitovy aminy. 2.3. Eo amin’ny fahasamihafana ara-toe-karena i alexeev 2001; p15 dia nitatitra ny voalazan’ny firenena mikambana36 fa ny olana araka asa, olan’ny fampianarana sy ny fanofanana araka asa dia ady hevitra ifantohan’izao tontolo izao ny mamaha azy satria mahakasika ny fiarahamonina rehetra. Eto madagasikara dia olana fototra tonga any an-dakilasy, mihatra amin’ny fampianarana atao amin’ny mpianatra ny fahasamihafan’ny fari-piainana. Ny elanelana sy ny tsy fitoviana eo amin’ny vola enti-miaina sy mivelona, ny hanin-ko hanina andavanandro, ny fitafy enti-mianjaika sy mianatra dia miteraka lesoka na fahalemena na fahavotsana ary tsy faharisihana eo amin’ny mpianatra. Azo tarafina amin’ny hiran’ifanihy hoe lesabotsy izay tiana atongavana ato amin’ity fizarana ity. Miteraka tsy fitoviana izany eo amin’ny taha-pahavitrihana, eo amin’ny fomba fandraisan- desona ary ny fifandraisana amin’ny manodidina. 2.3.1. Ny fahasamihafana eo amin’ny fahavitrihana nandritra ny fotoana nanaovana ny fizarana asa no nahatsinjovanay fa ny kilasy rehetra noraisinay an-tanana dia misy tara fidirana na misy manapaka fianarana avokoa tamin’ny ora nampianaranay tao. Araka ny fandaminana ao amin’ny sekoly anefa dia misy ireo mpianatra natao hianatra maraina na hariva fotsiny ihany. Izay noraisina hanaovana ny fikarohana teto dia ireo mpianatra hariva. Na dia tapaka andro ihany aza izy ireo no mianatra dia misy ihany ireo tara. Rehefa nojerena ny kahie fifandraisana sy ny taratasy filazalazana momba ny mpianatra
Misy fampiofanana manokana ve ataonao amin’ny fanabeazana ny zaza? V fitarihana amin’ny maha vehivavy tompon’andraikitra f inona ny tanjona tratrarina amin’ny fanarenana toy izao?
Siméon rajaona, 1972, tak. 640 pour définir les substantifs, on peut caractériser cette classe distributionnelle par les 3 traits liés suivants aptitude à la fonction prédicative, inaptitude sans l’aide d’un monème définissant à la fonction de sujet postposé d’un prédicat non défini et aptitude à la fonction d’agi-expansion ou objet d’expansion non défini
Ankehitriny tokoa mantsy dia mihalefy ao amin’ny fiarahamonina ny fitiavana ny fihavanana fa ny vola no miha-mahazo laka. Na ny ohapitenenana aza moa dia niova toy izao ny vola no maha-rangahy toa hindrahindraina sy omena toerana ambony ny vola. Lasa ambanin-javatra ilay fihavanana. Ahatsapana izany indrindra ny amin’ny fiasana ankehitriny. Raha nanjaka ny valin-tanana sy ankanantitra taloha dia tsy misy intsony izany ankehitriny fa manan-karama. Rehefa tsy manam- bola dia miezaka irery. Izany indrindra no nahatonga an’ ny eja hitalaho amim-bavaka ny hamerenan’ilay ray ao am-pon’ ny olona ny fankafizana ny hamamin’ ny fihavanana. Manampy ity fihavanana ity dia teo koa ny fameloman’ ny eja ny kanto malagasy izay anisan’ ny kolontsaina.
Boky i , tak 84
Ny maha mpanoratra azy ary ny momba ny tantara foronina. Ny ao amin’ny fizarana faharoa dia fanadihadiana ny boky tantara foronina fa velona indray, izany hoe ny momba ny boky sy ireo singa rehetra mandrafitra ny tantara foronina izay hokirakiraina. Ny fizarana fahatelo kosa dia hiresahana ny fanabeazana hita taratra ao amin’ny boky hahitana famaritana ny fanabeazana, ny fanabeazana azo tsoahana avy amin’ny fomba nananganan’ny mpanoratra ny tantara ary ny votoatiny.
Tontolo isainana, sandratra, amboaran-tononkalo faharoa, 1991, 130 p, p48
Aro aza hanihaniana intsony izy ry angola fa hotanterahiny eo tokoa ange 335- izany e, ary, hono, ho aho rahoviana moa ity andro neritreretinareo hanaovana ny raharaha? Ary iza no hiantoka ny lany?
Maureuil a , guide pédagogique. Brodary taupin, paris, 1971, 230tak.
Mifaly aho ato anatiko tsapa eto fa iray fifaliana izy roa. Ny fahorianao nanjary toa tsy tantiko ny tebitebinao nanindrona ny aiko izay tsy tianao nanjary tsy nilaiko amin’ io indray no hanehoany ny maha-iray alahelo sy fahoriana ny mpifankatia. Miseho amin’ny fiombonana tanteraka ihany koa ny maha-iray ny roa hoy indrindra i rado izany sisa re sy hany tafajanona. Maina ny taloha , ny isika sisa vanona. Niempo ilay izaho , nitsonika ianao ka nony nifangaro, navela hifanombo, dia roa nanjary iray nihena fa nitombo ! 60
Ny firafitry ny tantara foronina amin’ny ankapobeny lafin-javatra telo no mamaritra ny tantara foronina amin’ny ankapobeny dia ny toe- javatra iandohana, ny toe-javatra manova ary ny toe-javatra iafarana. Indro hodinihina mifanesy ireo.
Tsy adino ianareo mpiara-mianatra izay nifanohantohan-tsy ho lavo. Hisondrotra amin’ny ambony indrindra anie ianareo.
Ny andronay dia voninkazo mivelatr’eny raha maraina rehefa hariva kosa indray dia malazo ka jinjaina.
Famantarana ny karapanondron’ny lahatsoratra
Kerbrat-orecchioni, 2002, tak. 94 il n’y a non plus d’erreur ou de vérité dans l’affirmation que les objets sont proches ou qu’ils sont lointains
Ny fampiasana voambolana iontanana raikitra rehefa hisaotra an-dratovo noho ny fombany azy teo anatrehan-dravalo rasela, dia toy izao ny fiandohan’ny teniny ratovo sakaiza malala tak. 50 ao amin’io fehezanteny io dia ny anarana sakaiza no faritan’ny mpamari-toetra malala. Ny fampiasan-drasela an’io mpilaza toetra io dia ahatarafana ny fihetseham-pony manoloana an-dratovo ironan’ny fony ratovo. Midika izany fa sady manafy toetra an- dratovo, izay olona resahina, ny mpamari-toetra malala no maneho ihany koa ny toe- pon-drasela eo anatrehan’ity sakaizany. Ny mpilaza toetra toy ny malala, tsy azoazo tak. 49 izany dia mirakitra ny sanda iontanana ao anatiny. Marihina fa rehefa mampiasa ny mpilaza toetra toy ireny dia voamarika indroa ny fihetseham-po indray mandeha ao amin’ny famaritana ilay zavatra na olona resahina, ary ny faharoa takarina avy amin’ny toe-pon’ny mpiteny mampiasa azy. Manome lanja ny fisaorana hataon-drasela ny famaritana an-dratovo ho malala satria izany no mitory fa tena vokatry ny fo ny hetsika ataony. Ny fampiasana mpanamarika ara-pifehezanteny ao amin’ny sangy mahery, dia izao no nasetrin-dratovo ny fanamarihana nataon- drasela mikasika an-dranivoaly izay tombanany ho kaodikaody mahagaga ahy izany tak. 35 sady mamaritra ny zava-misy no azo itarafana ny fihetseham-pon- dratovo ny mpilaza toetra mahagaga, noho izany, tena mpilaza toetra iontanana tokoa. Amin’ny alalan’ny fitodiky ny fehezanteny no anehoana ny sanda iontanana araka izao fifandraisana manaraka izao mahagaga ahy izany. Mitodika amin’ny lazaina mpamari-toe-javatry ny tsaraina, satria ny em dia tsy matoanteny miampy tovona maha gaga aho noho izany. Mitodika amin’ny lazaina tsaraina, ka ny mpampiankina noho no mampiditra ny renifameno mpamari-toejavatra manondro antony.
Alakarabo adizaoza
Tovo azafady aky cherie fa manome asa anao amin’ity andro alina a!
Date livraison
Ny havoitra amin’ny toko ii dia ny fanambaniana ny hafa amin’ny alalan’ny fanambaniana ny maha izy azy sy ny ataony. Hita, mateti-pitranga ny fanovana endri-javatra sy ny hyperbole amin’izany, vitsy an’isa kosa ny sarin-teny hafa. Ny ifantohan’ny hafatra eto dia ny mpifanandrina sy ny hafatra ihany koa.
Hovelabelarina manaraka ato amin’ity zana-pizarana ity àry ny amin’ireo endrika samihafa anehoan’ny olona ny fitiavany an’andriamanitra izay ahitana ireto hasin- kevitra manaraka ireto finoana ny fahefany sy fizarana izany amin’ny hafa fitadiavana ireo tetika sy paika hanentanana ny hafa hanam-pinoana fanoherana ireo toe-javatra heverina ho manetry ny voninahitr’andriamanitra
Directeur de mémoire m seth andriamanatsilavo maitre de conférences
Lah 76 fitsarana farany 5- v. A lah 15 ry tanindrazako 27- v. A lah 77 efa ela 6- v. A lah 19 ny any aminay
Le petit larousse illustré, dictionnaire encyclopédique, paris 1996, 1784 tak.
Tribunaux. Conscient s, ws joule
Holoka holokoloka mangolokoloka
Ny volana novambra 1945 dia nisy didim-pitondrana nivoaka nanafoana ny sivana. Nalalaka indray ny fanaovan-gazety. Samy nanana ny fironany nanomboka teo ireo gazety samihafa noho ny fiforonan’ireo antoko samihafa. Andaniny ireo gazety navoakan’ny fanjakana kolonialy frantsay, ankilany ireo gazety momba ireo antoko politika samihafa nisy teto madagasikara.
Tezao ny fifankatiavany ho antoky ny fijoroany. 10 fa ny tànanao mpitantana hatramin’ny farany, inoany! Enga anie ny fanorenana najoro androany ho mafy fototra!
Betsaka ny karazana vanim- 1
Toy ny amin ’ny mpisolo tena mitana anjara asa lazaina dia misy ny manavaka anay sy ny tsy manavaka antsika koa ny mitana anjara asa fameno laharana voalohany amin’ny maro.
Manondro zavatra iray ihany ny etnôlôjia sy ny antrôpôlôjia. Ny faritra misy ny mpikaroka no mahasamy hafa ny fanononana azy. Ho an’ny antrôpôlôgy miteny frantsay dia etnôlôjia no ampiasainy. Ho an’ny antrôpôlôgy avy amin’ny tany mampiasa ny teny aglisy kosa dia antrôpôlôjia no ilazany azy. Ny antsika eto madagasikara kosa dia hafohezina amin’ny hoe antrôpôlôjia ny antrôpôlôjia mandalina ny fiarahamonina sy ny kolontsaina na dia misy aza ireo miantso azy hoe haiolona. Andeha àry horesahina manaraka eto ny famaritana ny antrôpôlôjia mandalina ny fiarahamonina.
Eto amin’ny fizarana fahatelo sady farany no ampisongadinana ny osika sy ny fiarahamonina ka havoitra amin’izany ny anjara asa sy ny akon’ny osika eo amin’ny fiarahamonina, ny fampitahana amin’ny faritra hafa, ny fivoarany ary ny tombana. 3.1. Ny anjara asa sy ny akon’ny osika eo amin’ny fiarahamonina
Fafana lah
Ny hevi-dehibe mikasika ny fahafahana ambaran’ny mpanoratra matetika ao amin’ireo piesiny, dia ireo endrika samihafa isehoan’ny tsy fananana fahafahana eo amin’ny sehatra maro. Azo itarafana izany ireto ampahana resaka notsongaina tamina tantara samy hafa ireto 1- resaka ifanaovan’i dadabe sy i raivo ao amin’ny raivo, ilay olon- tian’i satan dadabe afoizo izy fa efa misy tovolahy nekenay sy reninao ho anao any.
Effectifs -12,0 5,0 7,0
Zany foko mitoloko feno loatra ka mandroatra; manin-dreny mba hiteny, manotany ’zay nombany
Ny atao no miverina, andalana faha-12 fa ny tody no misy; ny atao no miverina toa mivaona mihitsy ilay fitenenana raha oharina amin’ny tena izy. Ny tokony ho izy dia hoe ny tody tsy misy fa ny atao no miverina ny vontoatin’ny tononkalo koa dia ny fampitandremana ny olona tsy hanao ratsy na hanisy ratsy olona, fa tsy maintsy misy valiny hatrany ny atao. Ka na dia mifamadibadika aza ny fampiasany azy eto, dia toa mitombina hatrany izay tiana hambara raha ny firafitry ny tononkalo no jerena. Ny mpanoratra rahateo, araka ny efa voalaza tany am-boalohany, dia olona be vazivazy. Azo lazaina fa anisan’ny fisintonana ihany koa ny olona no antony anaovana izany ary mifanaraka amin’ny toetra koa ny fanehoan-kevitra. Ny endrika anehoany ny ohabolana eo amin’ny tononkalony koa dia ny ohabolana mihantona. Toy izao ny fisehon’izany ao amin’ny aleoko 131 , andalana faha-4 hanjary horirika ambohimanambola tokony mbola hitohy ny ohabolana, kanefa dia najanony eo. Anjaran’ny mpamaky no manohy azy, ary amin’ny maha ohabolana azy moa, dia tokony ho fantatry ny olona rehetra ny tohiny horirika ambohimanambola ka aleo lo toy izay hanin- kavana manintona ny saina sy mampifantoka kokoa ny mpamaky ao amin’ny tononkalo ny zavatra toy ireny. Tsy vitan’ny hoe enti-manavaka ny tenany amin’ny mpanoratra hafa fotsiny ny fampiasany ireo ohabolana ao anatin’ny tononkalony, fa sady fitazonana ny endriky ny tononkalo koa, satria na ny fanapatapahana na ny famadibadihana ny ohabolana, dia mety ho fanenjehana rima sy vahana koa. Tamin’ity fizarana faharoa ity no nijerena ny endrika ivelan’ny asa soratr’i jo andrianasolo. Hasin-javatra telo no novahavahana tamin’izany 131 vondrona ambara
Tsy maintsy voky, tsy mahalala noana! Andn 1 186
Amboanana 84 13 0 86 19 0
Avy amin ny teny anglisy hoe my cottage no nahazoana an’io, efa nambara tany aloha; mbola dihizin’ny tarika mpanao vakodrazana tahaka an-dry voninavoko tarihin’i dadagaby na rakotomavo gabriel, taranaky ny mpandihin’andriana fahiny, io.
Endrika asehon’ny mpiteny araka ny efa voalaza dia mizara ho roan y itenenan’ny mpiteny ao amin’ity lahateny ity. Andaniny, lahateny entina hanindrotsindronana ny hambom-pon’ny mainty hoditra rehetra izy ity ka endrika maneho fandrangitana ny itenenana no avoitan-drado. Mandrangitra satria abaribarin’ny mpiteny hiray toerana ny zava-misy iainan’ny olona rehetra na mainty na fotsy amin’ny antsipirihiny sy ny toe-javatra mampahonena enti-manambany ny mainty hoditra. Endrika malahelo no isintonan’ny mpiteny ny itenenana ny hambom-pon’ny itenenana mba hitroatra sy hiady ny fampitoviana ny fitondrana ny olona rehetra na mainty na fotsy. Ankilany, lahateny hanesoana ny fotsy hoditra namolavola ny lalàna mba hanavakavahana ity lahateny ity. Hita taratra ao amin’ny lahateny tokoa mantsy fa maneso azy ireo rado raha nampivoitra ireo saritsarim- pitoviana itondrana ny mainty sy ny fotsy eo anivon’ny fiarahamonina sy ny firenena eo amin’ny fanaovana adidy. An’isany azo itarafana izany fanesoana izany mivantana ny famerimberenana sy ny fomba fanoratra ny teny mitovy tsy vitan’izay maneso fotsiny anefa no endrika asehon- drado amin’ity itenenana ity fa hita ho masiaka sy mamelively mafy izy mba hanehoany ny hatezerany sy ny fankahalany ny toe-tsaina entin’izy ireo manavakavaka.
Eh, ny fony be fitiavana, no kalesiny mitondra, itony vetso voatantavana, misy taratra diamondra.
Momba ny fahafatesan’ny mpanoratra indray dia nahitam-bahaolana ihany koa, tamin’ny alalàn’ny fanatonana ireo vady aman-janany.
Jo andrianasolo
Kisary manambara ny firafitry ny flm synodaly
Ny fijaliako no fandreseko fifaninanana nampanaovin ny gazety ny sakaizan’ny tanora ireo tantara roa ireo dia efa navoaka boky avokoa ary efa samy nahatratra ny edisiona fahadimy. Ankoatra ireo dia efa nivoaka ihany koa ny haingom-pirenena voninkazon-jaridaina 1939 ny fahantrako no fiadanako diamondra malagasy ondry botry natositosika 1955
Jean narivony
Amélioration non obtenue
A, tak.149 and.2
Ruth amossy, l’argumentation dans le discours
Ny fanangonana akora takina ny firotsahana an-tsehatra ataon’ny mpikaroka mba hahazoana ireo akora ilaina. Tsy ampy, araka izany, ny mahalala ireo hevitra teôrika fotsiny, fa tsy maintsy mandeha any an-toerana ny mpikaroka mamantatra ny tena zava-misy marina ao amin’ilay fiarahamonina ho an’ireo mpikaroka antrôpôlôjika aza dia tena zava-dehibe tokoa ny firotsahana an-tsehatra, satria tsy ampy anaporofoana ny tena zava-misy marina ny fahalalana ananany ary mety hisy fiovana ilay fiaraha-monina ka tsy mitovy ny fiarahamonina taloha sy ankehitriny. Hoy i r. P adolphe razafintsalama manamafy izany mifantoka indrindra amin’ny fiaraha-monina aman-toe-javatra ankehitriny ny fepetra miantoka ny fisiany na mampiova azy, ny lalàna mifehy azy 1 araka izany dia nisy ny resadresaka nifanaovaonay tamin’ny mponina sy ny fifaneraserana bebe kokoa tamin’izy ireo nandrindra ny fanangonana ny akora. Olona eo amin’ny 190 no nifampidinihina tao anatin’ny fokontany 13. Ny 130 tamin’izy ireo dia ireo olona tsy mpikambana ao amin’ny cecam ary ny 60 kosa dia mpikambana ao amin’ny cecam. Ny tomponandraikitra tao anatin’izany dia eo amin’ny 30 ary ny 160 dia tantsaha avokoa, 18 taona ka hatramin’ny 84 taona izy ireo. Nofidina ny fifampiresahana tamin’ireo zoky olona noho izy ireo heverina ho mahafantatra bebe kokoa ny momba ny fiarahamonina sy ny tantara. Nandritra ny roa volana sy tapany no nanaovana ity angona akora ity tany an- toerana dia nanomboka ny 13 desambra 2004 ka hatramin’ny faha 03 marsa 2005. Raha io fotoana nanaovana ny fanadihadiana io dia tsapa fa tsy mbola mahafeno ny fepetra takina amin’ny antrôpôlôgy, araka izay ambaran’i evans pritchard hoe ny antrôpôlôgy dia tokony ho vonona handany fotoana betsaka amin’ny fanadihadiana ataony, tokony hifandray akaiky sady maharitra amin’ny mponina hiasany ary tokony handinika ireo lafin- javatra maro mikasika ny kolontsainy sy ny fiainana ara piarahamonina. 2 1 r. P adolphe razafintsalama 1995, tari-dalana hoenti-manadihady ny fiaraha-monina ntaolo, institut supérieur de théologie et de philosophie ambatoroka antananarivo, in toko i ny entrôpôlôjia oharina amin’ny siansa sasany tak 9 2 evan e. Pritchard, 1969, anthropologie sociale, payot, paris, tak 79 l’anthropologie doit être prêt à passer beaucoup de temps sur son enquête; il doit rester en contact étroit et permanent avec les populations sur lesquelles il travaille et il doit étudier tous les aspects de leur culture et de leur vie sociale iii-
Fanehoana ny filaharan’ny fafana
Nisy koa ny ora tsy nampahita tory nampivadibadik’ahy.
Ny antony siantifika eo amin’ny lafiny taranja dia efa nanomboka tany amin’ny taona voalohany no nanarahana ny zana-taranja antrôpôlôjia ka hatramin’ny fiafaran’ny fotoam-piofanana. Efa nisy rahateo ny fanaovana firotsahana an-tsehatra madinika, mikasika izay fahaizana amam-pahalalana norantovina. Tiana araka izany ny zana-taranja antrôpôlôjia, ka niriana tokoa ny hahazoana mampihatra izany fianarana natao izany sy ny fahaizana azo , fa tsy hionona fotsiny eo amin’ny lafiny teôria.
Mampahafantatra ny zava-misy no ataon’ny mpanoratra. Mpitondra tenin’ny mpiara- belona aminy izy, ary mipetraka ho vavolombelon’ny tantara ny asa soratra apetrany. Hoy f. Rakotonaivo, ao amin’ity ampahan-dahateny ity ny asa soratra izay mivela mantsy dia vavolombelona sy dindon’ny sombin- tantaran’ny fiainan’ny olom-pirenena tsirairay sy ny an’ny firenena; vavolombelona itarafana ny firaisana sy ny heverina ho fifandraisan’ny mpiara-monina sy ny tany onenany. 53 ny mpanoratra ihany koa dia manambara ny ao am-po tsy miloaka sy ny tebitebin- tsain’ny mpiara-belona aminy54 amin’ny alalan’ny asa soratra. Tsy sasatra izy ny mitatitra izay rehetra hitany na tsapany. Ny zava-nisy teto madagasikara nanodidina ny taona 72, toy ny fahantrana sy ny tsy fitoviana, ohatra, dia ambaran’i di amin’ity tononkalo iray ity misy ankizy tsy mitafy ,
Mpitarika razafimahefa, maître de conférences
Fehin’ny fizarana faharoa ity fizarana faharoa ity no namahavahana ireo fombafomba rehetra atao rehefa misy maty. Nahitana zana-pizarana telo mazava tsara ihany koa izany, ka ny zana- pizarana voalohany no nasongadinana ireo fihetsika amam-pomba aseho sy tanterahin’ny mpiaramonina ireo. Mizara roa lehibe izany. Misy ireo asa na fihetsika aman-toetra tanterahin’ny velona amin’ny maty ho mari-pitiavana toy ny fampandroana , fampiakanjoana, fanolorana lamba. Ao ihany ireo adidy raisin’ny velona samy velona hifanasoavana. Miseho amin’ny alalan’ny fihetsika ihany koa izany. Ohatra ny fifampiononana sy fifankaherezana, ny fifanampiana amin’ny alalan’ny boky mavo118 sy fitondrana ary ny fiaraha-misalahy amin’ny asa aman-draharaha mandritra io fotoam-pahoriana io. Ny zana-pizarana faharoa kosa indray no nanehoana, fa misy fitaovana ampiasaina ny riba izay tanterahina, ka nosokajiana toy izao izany ao ireo ampiasaina amin’ny maha fitaovana azy, misy kosa ireo maneho tandindona ary ny farany dia ireo fitaovana mandray roa. Izany hoe sady ampiasaina amin’ny maha fitaovana fampiasa azy an-davanandro no mirakitra tandindona ihany koa. Ny mahakasika ny fandevenana no novahavahana tao amin’ny zana-pizarana fahatelo izay namaranana ity fizarana ity, ka nasesy natolotra tamin’izany ireo fihetsika atao rehefa mandevina sy ny ny hevitra raketin’izany.
Zato fihofahofany mampanonofy misy tsioka mampangitakitaka eo amin ny hodiny fony tsaika misy ny anarana voasokitra eo
Lavo amin-jany tsy moramora. Atahôro ny nify miady aminazy. Tafirafitry amin’i lematy tsy mentsy bagna. Zany bagna tsy antitry. Bagna tanora mandany varin-jaza. Tabolabolam-bato tsy mitsikembo. Vato fisaka an-drano tsy milomagno. Vato magneto saha manjary riagna. Bidôbidô-bato miôrin-tsaha tsy ialan’amalogno. Nialako ny sôva momba ny vato. Volagna an-tampon-doha tsy mety lany.
Ellenberger h, 1994, histoire de la découverte de l’inconscient. Paris, fayard , 10. Fainzang, s. , 2000, la maladie, un objet pour l’anthropologie. 11. Freud, s. , 1923, le moi et le ça. Traduction de l’allemand par le dr. S. Jankélévitch en 1923, édition complétée le 6 octobre 2002 à chicoutimi, québec.
Ii-1-4 famaranana ny teny swahili no tena manasongadina ny mpisolo tena tampisaka na dia samy ananan’ny teny roa tonta aza izy ireo. Miovaova endrika araka ny tsinjara toerana izy ireo amin’ny teny swahili noho izy samy hita amin’ny toerana telo ao ny mitovona, ny miasa toy ny tsofoka ary ny mitovana, fa amin’ny toerana iray kosa ny amin’ny teny malagasy dia ny manaraka ny anarana faritany ihany. Ity fiasa farany ity no misy itovitovizan’ny teny roa tonta.
Universite d’antananarivo ecole normale superieure departement de la formation initiale litteraire c. E. R. Langue et lettres malgaches
Ny fandaminana ny fiainana andavanandro ny tontolo iainan’ny olona dia manampy azy amin’ny fiainana sy ny fahafantarana ny izao tontolo izaony, izany hoe ny tontolo manodidina azy no mandrindra ny fiainana andavanandrony ka manamora ny fiatrehany izany. Ho an’ny malagasy, ny tontolo manodidina azy no akany famantatra mba handrindrany ny fotoam-pambolena, na hanamboarany ny fandaharam-potoanany. Ohatra maneho izany ny famantaran-taona malagasy ririnina mikorintsana ny amberivatry amin izay, ka efa miala ny tazo, ary sahy midina amorontsiraka ny mpanao be ririnina izay tsy mbola efan ny tazo. Tapi- kintsana ny ravi-mangahazo ka efa famboly ny tahony. Afafy ny ketsam-barialoha. Lohataona misy orana mampisara-taona; maneno ny kankafotra ; vaky vony ny ambiaty, ary afafy ny ketsan ny vary vaky ambiaty, mamontsina ny aviavy, vaky vony ny paiso ; maniry ny tany ka tsy tsara atao feta ; vaky vony ny vero ; miantomboka ny tazo any ambany ; mandefa anaka ny goaika ; mikakakaka ny androngo ; mamaky loha sola ny taninadro. Fahavaratra tafiditra ao ny fararano midona ny orana, manao oran- kateloana sy oran-kerinandro aloha vao mamporèny ny ranonorana. Tonga ny fararanom-barialoha. Mando mololo ny orana ; mandrara-boanjo am-bavahady ; mandavo katsaka, manao ilaifito tonga ny fararanon ny vaky ambiaty. Mihintsana ny ravin-kazo, mivalan-drahona ny lanitra ; miandoha ny filatsahan ny fanala, ary tafahodina indray ny ririnina. Cousins, fomba malagasy, p.20-21
Claude levi-strauss, 1958, anthropologie structurale i, p. 306 2 mampivohitra ny fifamatoran’ny hasin-javatra maro ka avy amin’ny fifamatorana izany no mampisy lanja ny zavatra atao ary mampandeha ny lafim-piainana samihafa.
Aorian’izay dia atolotry ny solontenan’ny mpanjaka ho an’izay rehetra manatrika eo ny kafe iray kafitera, dite iray kafitera, ary toaka telo litatra hiaraha-misotro ho mariky ny fiaraha-mifaly ka ny kafe sy dite no zaraina aloha izay vao ny toaka. Rehefa lany
Ny teniko na vitsy tsy resaka ankizy tsapako mihitsy fa ianao no izy ! 57 toy izany sy toy izany ireo singa mety hamoha ny fitiavana. Fa rehefa vaky vony ny fitiavana, dia azo atao koa ny maneho izany amin’ny alalan’ny teny mivantana.
Amin ny fototeny mitsatokany lalànan ny tsindry no mamaritra sy manavaka azy amin ny fototeny hafa. Ny vaniny farany no misy ny tsindry amin ny fototeny mitsatoka tsy mikisaka na mifindra toerana ny tsindry amin ny fototeny na tovonana izy na tovanana. Ankoatra ny fampiasana fanita-pototeny az- ; av- ; an- ; as- tsy mandigana vanin-teny anefa ny fikisahan ny tsindrim-peo fa mikisaka ao amin ny zanapeo a ao amin ny fanita- pototeny fotsiny ihany. Ohatra lo mando lovina bè manabe mibè, beàzina amin ireo fototeny mitsatoka misy fanita-pototeny dia mikisaka ny tsindry mankao amin ny zanapeo faharoa. Rehefa atao verindroa ny fototeny mitsatoka dia ao amin ny fiverenany faharoa no misy ny tsindrim-peo. Ohatra lo lolo bè bèbè raha miaraka amin ny tsirinteny izy dia toy izao ny fisehony manabè manabebè beàzina bebeàzina ny fanita-pototeny noipeetrahan ny tsindry rehefa tovanana -ina na -ana ny fototeny mitsatoka ohatra bè be-àz-ina fy fi-àz-ina
Lahatsoratra 1 lakroa tamin’ny 11.01.04 , lah. 3352, v. A t.284
Satria tsy dada hananatra na reny hanorotoro hanefy no filamatra taranaka voakolokolo
Ce ratio indique le temps moyen qu’il faut attendre pour qu’une unité sortie du stock et vendue vienne régénérer la trésorerie. Il est égal à 3.1.3- ratio de rotation des fournisseurs
Vakavaka teo razazavavy. Mba sahiran-kevitra koa amin’izay hataony toa tsy mandry ny saiko, rabe, hoy izy nony farany, fa hiara-handositra aminao koa aho.
Goldenstein jp pour lire le roman. Ed j. Ducolot. Paris. 1983 gembloux mauriac f le romancier et ses personnages. Imprimerie 1970 jean grou-randenez. Ed buchet chastel paris
Imongo vaovao , lah 2, p 5 41imongo vaovao , lah 2 p 5 42tovana laharana fahatelo
Najoro araka ny volavolan-kevitra naorin’andriamatoa rajaobelina serge, filoha ambonin’ny fikambanana ankehitriny, ny ong fanamby. Najoro mba hikajy sy hampivoatra ny fiarovana ny ala sy ny harena an-dranomasina ny fikambanana. Ny fiarovana ny tontolo iainana no nanaovana ny asa fikarohana. Tsapa fa maro ireo ala efa mihasimba sy ho lany tamingana ka mahatonga ny fiovaovan’ny toetr’andro. Loharanom-pivelomana tokoa ny tontolo iainana ary mifaningotra hatrany ny fiainan’ny olombelona sy ny zava-boary manodidina azy 31 azo ambara avy amin’izany fa antoky ny fampivoarana ny mponina amin’ny lafiny rehetra ny tontolo iainana. Izany indrindra no nijoroan’ny fanamby dia ny hisian’ny tetikasa fiarovana ny harena voajanahary eto madagasikara. Tarigetra ijoroan’ny fikambanana ny hametraka ho fanamby ny fanajariana ny tontolo, amin’ny alalan’ny fiaraha-midinika sy fiaraha-miasa ho an’ny tombontsoan’ny lehilahy sy ny vehivavy, ka hanome lanja ireo sehatra rehetra ivelaran’ny tsy miankina sy ny haitao vaovao, mitondra ho amin’ny fikajiana maharitra ny harena voajanahary ny hahazoan’ny mponina tsy ankanavaka tombon-tsoa amin’ny fitantanana ireo harena voajanahary ao aminy no fototra ijoroan’izany amin’ny fampiasana ny fomba fijery miralenta na ny approche genre izany hoe, fampitoviana lenta ny lehilahy sy
Fikambanan’ny mpikabary eto madagasikara
Mitovy ny zanapeo indonezianina sy ny zanapeo malagasy. Azo aseho amin’ny alalan’ny fafana tokana ny toetra mampiavaka azy ireo, saingy ny fomba anehoana azy ireo eo amin’ny fanoratana tsotra no misy fahasamihafany. Amin’ny ankapobeny, ny feon-teny i dia aseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra tsotra i raha miasa am-piandohan’ny voanteny na anaty voanteny, fa aseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra y raha miasa am-paran’ny voanteny. Ny voanteny ? Misi dia soratana misy eo amin’ny soratra tsotra. Mety miseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra mitambatra ia ny feon-teny i ny feon-teny va? ? Gina dia soratana vangiana. Ny feon-teny u dia mandrakariva aseho amin’ny alalan’ny tarehin- tsoratra o eo amin’ny fanoratana tsotra, na aiza na aiza toerana misy azy; ny voanteny ? Uluna dia soratana tsotra olona. Indraindray, aseho amin’ny alalan’ny tarehin-tsoratra mitambatra oa ny feon-teny u ; ny voanteny voasoratra fampijoroana dia tononina fampidzu? Runa .
Betsileo avaratra betsileo atsimo mianatra mi’anatra mianatsa mi’a? Atsa hafatra ’hafatra hafatra ’hafatsa faritra ’faritra faritra ’fari tsa fototra ’fututra fototra ’fututsa taretra ta’retra taretra ta’retsa
Georges raholison vaovao frantsay malagasy t 58 , lah 2890 , 11 07 52
Mpikambana aoa anatin’io fikambanana io ve ianao,
Voajanahary ao amin’ny olombelona ny fampitahana ny zava-misy iainana sy ny zavatra manodidina azy, hany ka tsapany sy tsaroany avy hatrany ny fahalemena raha vao mahita ny fahambonian’ny hafa. Izany no ilazan’i harioley ao amin’ny sombin-tantara ny taombaovaon’i nenimialy hoe raha tsy ny mason’ny olombelona manko, dia tsy mba fahoriana ny tsy fisiana. 53 mora kokoa ho an’ny mahantra no manakatra ny hoe tsy fananana, fa sarotra ho an’ny mpanan-karena ny hahatsapa izany, araka ny voalazan’ny latimer rangers hoe tsy tiako ny harena satria raha manana izany aho dia inoako fa tsy hahatsiaro intsony ny madinika sy ny valalabemandry 54 na tiana anefa na tsy tiana dia fiarahamonina roa tsy afa-misaraka ny fahantrana sy ny fananan-karena izay hamafisin’i e. D andriamalala hoe mahagaga fa ny toerana iainan’ny mpanapitrisa no ahitana indrindra koa ny tsy mahavelona afo 55